Bokin'i Jeremia 51:52
Koa, indro, avy ny andro, hoy Jehovah, izay hamaliako ny sarin-javatra voasokitra ao koa; Ary hitoloko eran’ ny taniny rehetra ny voatrobaka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Bokin'i Jeremia 51
Cross References
Isaiah 13:15Izay rehetra azo dia holefonina, ary izay rehetra tratra dia ho lavon’ ny sabatra.
Jeremiah 51:47koa, indro, avy ny andro hamaliako ny sarin-javatr’ i Babylona; Ho menatra ny taniny rehetra; Ary ny fatiny rehetra dia hiampatrampatra eo aminy.
Daniel 5:30Ary tamin’ io alina io ihany dia novonoina Belsazara, mpanjakan’ ny Kaldeana.