bible.software › Bokin'i Jeremia › Bokin'i Jeremia 52 › Bokin'i Jeremia 52:23
Bokin'i Jeremia 52:23
Ary nisy ampongabendanitra enina amby sivi-folo teo ivelany; ary ny ampongabendanitra rehetra manodidina ny harato dia zato.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And there were ninety and six pomegranates on a side; and all the pomegranates upon the network were an hundred round about.
In Context
22Ary nisy kapitaly varahina teo aminy; dimy hakiho no hahavon’ ny kapitaly anankiray, ka nisy harato sy ampongabendanitra manodidina ny kapitaly, samy varahina avokoa izy. Ny andry faharoa koa sy ny ampongabendanitra dia mba tahaka izany ihany koa.
24Ary ny lehiben’ ny mpiambina nisambotra an’ i Seraia mpisoronabe sy Zefania mpisorona manarakaraka ary mpiandry varavarana telo lahy;
Read all of Bokin'i Jeremia 52
Cross References
1 Kings 7:20ary ny kapitaly teo an-tampon’ ny andry roa dia teo ambony koa, teo akaikin’ ny kibony izay anatin’ ny harato; ary nisy sarin’ ampongabendanitra roan-jato nifanandalana nanodidina ny kapitaly avy.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Jeremia 52:23