Bokin'i Jeremia 7:1
Izao no teny tonga tamin’ i Jeremia avy tamin’ i Jehovah:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The word that came to Jeremiah from the LORD, saying,
In Context
Cross References
1 Kings 17:2Ary ny tenin’ i Jehovah tonga taminy nanao hoe:
Jeremiah 25:1Izao no teny tonga tamin’ i Jeremia ny amin’ ny Joda rehetra tamin’ ny taona fahefatra nanjakan’ i Joiakima, zanak’ i Josia, mpanjakan’ ny Joda dia ny taona voalohany nanjakan’ i Nebokadnezara, mpanjakan’ i Babylona