Bokin'i Jeremia 9:5
Ny fonenanao dia ao anatin’ ny fitaka; Fitaka no nandavany tsy hahalalana Ahy, hoy Jehovah.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Cross References
Judges 2:10Ary izany taranaka rehetra izany koa dia voangona any amin’ ny razany; ary taranaka hafa, izay tsy nahalala an’ i Jehovah na ny asa efa nataony ho an’ ny Isiraely, no nitsangana nandimby azy.
Job 15:5Fa ny helokao no manesika ny vavanao, ary mianatra ny lelan’ ny fetsy ianao.
Psalms 50:19Ny vavanao alefanao hiteny ratsy, ary ny lelanao mamorom-pitaka.
Psalms 140:3Izay mihevitra ratsy ao am-pony Ka manangana ady isan’ andro
Proverbs 12:5Rariny ny hevitry ny marina; Fa fitaka ny fisainan’ ny ratsy fanahy.
Isaiah 41:6Samy nanampy ny namany avy izy rehetra, ary samy nilaza tamin’ ny rahalahiny avy hoe: Matokia.