bible.software › Bokin'i Joba › Bokin'i Joba 1 › Bokin'i Joba 1:4
Bokin'i Joba 1:4
Ary fanaon’ ny zananilahy ny nandeha sy nanao fanasana isaky ny an’ androny avy isan-tranony; dia naniraka naka ny anabaviny telo mirahavavy izy hiara-mihinana sy misotro aminy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And his sons went and feasted in their houses, every one his day; and sent and called for their three sisters to eat and to drink with them.
In Context
3Ary ny fananany dia ondry aman’ osy fito arivo sy rameva telo arivo sy omby arivo sy borikivavy diman-jato ary mpanompo maro be; ka dia nanan-karena be mihoatra noho ny zanaky ny atsinanana rehetra izany lehilahy izany.
5Ary isaky ny tapitra nitsingerina ireo andro fanasana ireo dia naniraka Joba ka nanamasina ireny ary nifoha maraina koa izy ka nanatitra fanatitra dorana araka ny isan’ izy rehetra; fa hoy Joba: Fandrao efa nanota ny zanako ka nandà an’ Andriamanitra tao am-pony. Izany no nataon’ i Joba mandrakariva.
Read all of Bokin'i Joba 1
Cross References
Hebrews 13:1Aoka haharitra ny fitiavana ny rahalahy.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Joba 1:4