Bokin'i Joba 10:5
Tahaka ny andron’ ny zanak’ olombelona va ny andronao? Na tahaka ny taonan’ ny olombelona ny taonanao,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Are thy days as the days of man? are thy years as man’s days,
In Context
4Manana maso nofo va Hianao? Na mijery tahaka ny fijerin’ ny zanak’ olombelona?
6No dia mikaroka izay heloko Hianao sy mikatsaka izay fahotako,
Cross References
Job 36:26Indro, lehibe Andriamanitra, ka tsy takatry ny saintsika Izy; Ary tsy hita isa ny taonany.
Psalms 102:12Ny androko dia tahaka ny aloka efa mandroso; Ary efa malazo tahaka ny ahitra aho.
Psalms 102:28Fa Hianao no tsy miova, Ary ny taonanao no tsy ho tapitra.
2 Peter 3:8Nefa, ry malala, izao zavatra iray loha izao no aoka tsy hohadinoinareo: ny indray andro amin’ ny Tompo dia toy ny arivo taona, ary ny arivo taona toy ny indray andro.