Bokin'i Joba 12:2
Marina ary fa ianareo ihany tokoa olombelona! Ary hiara-maty aminareo ny fahendrena!
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
No doubt but ye are the people, and wisdom shall die with you.
In Context
1Dia namaly Joba ka nanao hoe:
Cross References
Job 6:24Mampianara ahy, dia hangina aho; Ary ampahafantaro izay nahadisoako aho.
Job 11:2Moa tsy hovaliana va ny teny be toy izany? Ary moa raha maro vava, dia ho marina va?
Job 11:12Koa na dia ny olom-poana aza dia hahazo fahendrena, ary na dia ny zanaky ny boriki-dia aza dia hateraka ho olombelona.
Job 17:4Fa ny fon’ ireto dia voahidinao tsy hidiran’ ny fahalalana; koa izany no tsy hanandratanao azy.
Job 20:3Reko lalandava ny anatra mampahamenatra ahy; Ary ny fanahiko mamaly ahy avy amin’ ny fahalalako.
Job 32:7Hoy izaho: Aoka ny fahanterana no hiteny, ary aoka ny hamaroan’ ny taona no hampianatra fahendrena.