Bokin'i Joba 12:8
Ary makà saina amin’ ny tany, dia hampianatra anao izy. Ary ny hazandrano any an-dranomasina hampahalala anao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Or speak to the earth, and it shall teach thee: and the fishes of the sea shall declare unto thee.
In Context
9Iza no tsy mahalala, raha mandinika ireny rehetra ireny, fa ny nanao izany dia ny tanan’ i Jehovah,