Bokin'i Joba 13:19
Iza no hahazo hifandahatra amiko? Fa raha izany, dia hangina aho ka hiala aina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Who is he that will plead with me? for now, if I hold my tongue, I shall give up the ghost.
In Context
18Indro, fa efa voatoriko ny adiko; Fantatro fa hanan-drariny aho.
20Izao zavatra roa loha izao ihany no aza mba atao amiko, dia tsy hiery Anao aho;
Cross References
Job 10:8Ny tananao ihany no namorona ahy ka nanisy endrika izao tenako rehetra izao, kanjo levoninao indray aho izao.
Job 19:5Raha mirehareha amiko kosa ianareo ka mampiaiky ahy ho nanao izay mahamenatra,
Job 33:32Raha manan-kavaly ianao, dia mamalia ahy ihany; Mitenena, fa ta-hanamarina anao aho;
Isaiah 50:8Efa akaiky Izay manamarina Ahy: Iza no hiady amiko? Andeha hiara-mitsangana isika; iza no manana ady amiko? Aoka izy ho avy amiko.
Jeremiah 20:9Dia hoy izaho: Tsy hanonona Azy aho na hiteny intsony amin’ ny anarany. Nefa izany dia tonga toy ny afo mirehitra ato am-poko, voahidy ato amin’ ny taolako; Ary sasatra ny niaritra aho ka tsy mahazaka.