Bokin'i Joba 13:20
Izao zavatra roa loha izao ihany no aza mba atao amiko, dia tsy hiery Anao aho;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Only do not two things unto me: then will I not hide myself from thee.
In Context
19Iza no hahazo hifandahatra amiko? Fa raha izany, dia hangina aho ka hiala aina.
21Esory hanalavitra ahy ny tananao, ary aoka tsy hampahatsiravina ahy fampitahoranao.
Cross References
Genesis 3:8Ary nandre an’ i Jehovah Andriamanitra nitsangantsangana teo amin’ ny saha izy, rehefa ho hariva ny andro; ary ralehilahy sy ny vadiny niery ny tavan’ i Jehovah Andriamanitra tao anaty hazo tao amin’ ny saha.
Psalms 139:12Tsia, fa ny maizina aza tsy mahamaizina aminao; Fa ny alina dia mahazava toy ny andro ihany, Ka sahala ny mazava sy ny maizina.