Bokin'i Joba 13:22
Dia miantsoa, fa izaho hamaly; Na aoka hiteny aho, ka valio aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then call thou, and I will answer: or let me speak, and answer thou me.
In Context
21Esory hanalavitra ahy ny tananao, ary aoka tsy hampahatsiravina ahy fampitahoranao.
23Firy ary ny heloko sy ny fahotako? Mba ampahalalao izay fiodinako sy fahotako aho.
Cross References
Job 9:32Fa tsy olona tahaka ahy Izy ka ho azoko valiana hifanatrehanay amin’ ny fitsarana.
Job 31:35Enga anie ka hisy hihaino ahy! Indro ny soniako! Enga anie ka hamaly ahy ny Tsitoha! Indro ny taratasy voasoratr’ ilay manana ady amiko!
Job 40:4Indro, tsinontsinona, aho ka inona no azoko avaly Anao? Hitampim-bava aho izao.