Bokin'i Joba 13:23
Firy ary ny heloko sy ny fahotako? Mba ampahalalao izay fiodinako sy fahotako aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
How many are mine iniquities and sins? make me to know my transgression and my sin.
In Context
22Dia miantsoa, fa izaho hamaly; Na aoka hiteny aho, ka valio aho.
24Nahoana no manafina ny tavanao Hianao, ka manao ahy ho fahavalonao?
Cross References
Job 6:24Mampianara ahy, dia hangina aho; Ary ampahafantaro izay nahadisoako aho.
Job 10:6No dia mikaroka izay heloko Hianao sy mikatsaka izay fahotako,
Job 36:8Ary raha voafatotra amin’ ny gadra izy sy voafehy amin’ ny tadin’ ny fahoriana.
Psalms 139:23Diniho aho, Andriamanitra ô, ary fantaro ny foko; Izahao toetra aho, ary fantaro ny eritreritro;