Bokin'i Joba 13:28
Dia izaho ity izay mihalevona tahaka ny zavatra hanin’ ny fositra, eny, tahaka ny fitafiana lanin’ ny kalalao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he, as a rotten thing, consumeth, as a garment that is moth eaten.
In Context
Cross References
Numbers 12:12Aza dia avela ho toy ny maty izy, izay lany ny antsasaky ny nofony, raha vao teraka izy.
Job 7:5Ny nofoko mitafy olitra sy baingan-tany; efa maina ny hoditro, kanjo mitsiranorano indray.
Job 30:29Rahalahin’ ny amboadia aho Ary naman’ ny ostritsa.
Psalms 39:12Anatra noho ny fahadisoany no ananaranao ny olona, ka manimba ny hatsaran-tarehiny tahaka ny kalalao ianao; zava-poana tokoa ny olona rehetra. [Sela.]