Bokin'i Joba 13:5
Enga anie ka hangina mihitsy ianareo, dia ho fahendrenareo izany!
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Oh that ye would altogether hold your peace! and it should be your wisdom.
In Context
4Fa ianareo kosa dia mpamoron-dainga; Dokotera tsy mahomby ianareo rehetra,
6Masìna ianareo, henoy ny anatro, ary tandremo izay alahatry ny molotro.
Cross References
Job 11:3Ny bedibedinao va no hampangina ny olona? Ka dia haniratsira ianao, ka tsy hisy handresy lahatra,
Job 16:3Efa tapitra va izay ny bedibedy foana? Sa mbola misy manesika anao hamaly ahy ihany?
Job 19:2Mandra-pahoviana no hampalahelovanareo ny fanahiko sy hanorotoroanareo ahy amin’ ny fiteny?
Job 32:1Ary nitsahatra tsy namaly intsony izy telo lahy ireo, satria nanamarin-tena Joba.
Proverbs 17:28Na ny adala aza, raha tsy miteny, dia atao ho hendry, Ary izay mahafihim-bava dia toa manan-tsaina.
Amos 5:13Koa izay manan-tsaina dia hangina amin’ izao andro izao, fa andro mampahory izao.