Bokin'i Joba 13:6
Masìna ianareo, henoy ny anatro, ary tandremo izay alahatry ny molotro.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Hear now my reasoning, and hearken to the pleadings of my lips.
In Context
5Enga anie ka hangina mihitsy ianareo, dia ho fahendrenareo izany!
Cross References
Judges 9:7Ary nisy nilaza izany tamin’ i Jotama, dia nandeha izy ka nitsangana teo an-tampon’ ny tendrombohitra Gerizima, ary nanandratra ny feony ka niantso hoe: Mihainoa, ahy ianareo mponina ao Sekema mba hihainoan’ Andriamanitra anareo kosa.
Job 21:2Mihainoa dia mihainoa ny teniko, Ary aoka izany no ho fampiononanareo ahy.
Job 34:2Mandrenesa ny teniko, ianareo olon-kendry; Ary mihainoa ahy, ianareo manam-pahalalana.