Bokin'i Joba 15:13
Ka miefonefona amin’ Andriamanitra ianao, sady miteniteny foana ny vavanao?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
That thou turnest thy spirit against God, and lettest such words go out of thy mouth?
In Context
12Nahoana no dia entin’ ny fonao ianao? Ary nahoana no mipipy foana ny masonao,
14Inona ny zanak’ olombelona no mba hadio izy? Ary izay tera-behivavy no mba ho marina?
Cross References
Genesis 4:5fa Kaina mbamin’ ny fanatiny kosa tsy mba nankasitrahany. Dia tezitra indrindra Kaina, sady nanjombona ny tarehiny.
Job 9:4Hendry am-po Izy sady matanjaka amin’ ny hery; iza no nikiry nanohitra Azy ka tsy naninona?
Job 12:6Mandry fahizay ny lain’ ny mpitohatoha, Ary mitoetra tsy manahy izay sahy mampahatezitra an’ Andriamanitra, dia izay mitondra ny herin’ ny tànany ho andriamaniny
Psalms 34:13Na iza na iza ianao no maniry fiainana ka tia andro maro hahitana ny soa,
Lamentations 3:39Koa ahoana no imonomononan’ ny olona mbola velona, fa no tsy aleo misento noho ny amin’ ny fahotany avy?
Malachi 3:13Ny teninareo dia mahery mamely Ahy hoy Jehovah. Nefa hoy ianareo: Inona no resakay nentinay namely Anao?