The Bible Software
bible.software › Bokin'i Joba › Bokin'i Joba 16 › Bokin'i Joba 16:18

Bokin'i Joba 16:18

Ry tany ô, aza manarona ny rako, ary aoka tsy ho voahazona ny fitarainako!

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

O earth, cover not thou my blood, and let my cry have no place.

In Context

17Kanefa tsy misy eto an-tanako izay mba nalaina an-keriny; Ary madio ny fivavako.

19Fa na dia ankehitriny aza, indro, any an-danitra ny Vavolombeloko, eny, ny Vavolombeloko dia any amin’ ny avo.

Read all of Bokin'i Joba 16

Cross References

Genesis 4:11Ary ankehitriny dia voaozona ianao hiala amin’ ny tany onenana, izay nivava hitelina ny ran’ ny rahalahinao nalatsaky ny tananao.

Job 27:9Hihaino ny fitarainany va Andriamanitra, raha ozoim-pahoriana izy?

Isaiah 1:15Raha mananty tanana ianareo, Dia hitampi-maso tsy hijery anareo Aho; Eny, na dia manao vavaka be aza ianareo, dia tsy hihaino Aho; Feno ran’ olona ny tananareo.

Isaiah 58:9Ary amin’ izany dia hiantso ianao, ary Jehovah hamaly; Eny, hanandratra ny feonao ianao, ary Izy hanao hoe: Inty Aho. Raha esorinao tsy ho eo aminao ny zioga sy ny fanondroan’ ny fanondro sy ny fitenenan-dratsy,

Ezekiel 24:7Fa ny ràny dia ao aminy; teo ambonin’ ny vatolampy mangadihady no nametrahany azy; tsy naidiny tamin’ ny tany hosaronan’ ny vovoka izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Joba 16:18

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Joba 16:17Bokin'i Joba 16Bokin'i Joba 16:19 →