Bokin'i Joba 16:2
Efa nandre zavatra maro toy izany aho; Mpampionona mahasorisorena foana ianareo rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I have heard many such things: miserable comforters are ye all.
In Context
1Dia namaly Joba ka nanao hoe:
3Efa tapitra va izay ny bedibedy foana? Sa mbola misy manesika anao hamaly ahy ihany?
Cross References
Job 6:6Azo hanina va ny matsatso, raha tsy asian-tsira? Na mba misy tsirony va ny tafotsin’ atody?
Job 11:2Moa tsy hovaliana va ny teny be toy izany? Ary moa raha maro vava, dia ho marina va?
Job 19:2Mandra-pahoviana no hampalahelovanareo ny fanahiko sy hanorotoroanareo ahy amin’ ny fiteny?
Job 26:2Endrey! nanohana ny tsy manan-kery ianao sy nampahatanjaka ny sandry malemy!
Philippians 1:16fitiavana ny an’ ny sasany, satria fantany fa voatendry ho mpanafa-tsiny ny filazantsara aho;