Bokin'i Joba 17:14
Ny fasana no nantsoiko hoe: Raiko ianao; Ary ny kankana: Reniko sy anabaviko ianao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I have said to corruption, Thou art my father: to the worm, Thou art my mother, and my sister.
In Context
15Fa aiza ary ny fanantenako? Ary iza no mahita azy?
Cross References
Job 19:26Ary rehefa levona ny hoditro, izao simba izao, sady afaka amin’ ny nofoko aho, dia hahita an’ Andriamanitra;
Job 21:32Ary ho entina ho eny an-tany fandevonana izy ka mbola hitazana ao am-pasana;
Job 30:30Efa mainty ny hoditro sady miendakendaka, ary efa karankaina noho ny hafanana ny taolako.
Psalms 49:9(Fa sarotra avotra ny ainy ka tsy azo atao mandrakizay),
Acts 2:27Fa tsy ho foinao ho any amin’ ny fiainan-tsi-hita ny aiko; Ary tsy hamela ny Iray Masinao ho tratry ny lò Hianao;
1 Corinthians 15:42Dia toy izany koa ny fitsanganan’ ny maty: Afafy amin’ ny fahalòvana izy, atsangana amin’ ny tsi-fahalòvana;