Bokin'i Joba 17:2
Eny, fanesoana tokoa no manodidina ahy, ary tsy maintsy mijery ny filany ady amiko aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Are there not mockers with me? and doth not mine eye continue in their provocation?
In Context
1Efa ho ritra ny aiko; Efa milopilopy ny androko; Efa miandry ahy ny fasana.
3Masìna Hianao, aoka ny tenanao ihany no hiantoka ahy aminao; Fa iza moa no hety hiantoka ahy?
Cross References
1 Samuel 1:6Ary ny rafiny dia nanorisory azy mba hampalahelo azy mafy noho ny nanaovan’ i Jehovah azy momba.
Job 13:9Ho tsara aminareo va, raha mandinika anareo Izy? Na ho azonareo fitahina hoatra ny famitaka zanak’ olombelona va Izy?
Job 21:3Mandefera amiko ianareo, fa mba hiteny kosa aho izao; Ary rehefa tapitra ny teniko, dia mandatsalatsà ihany indray ianareo.
Psalms 25:13Ny fanahiny hitoetra amin’ ny soa; ary ny taranany handova ny tany.
Psalms 91:1Ny mitoetra ao amin’ ny fierena izay an’ ny Avo Indrindra Dia monina eo ambanin’ ny aloky ny Tsitoha.