Bokin'i Joba 17:8
Ankona noho izany ny olona mahitsy, ary ny tsy manan-tsiny mihendratra mahita ny mpihatsaravela-tsihy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Upright men shall be astonied at this, and the innocent shall stir up himself against the hypocrite.
In Context
7Efa pahina ny masoko noho ny alahelo; Ary efa toy ny aloka ny momba ny tenako rehetra.
9Fa ny marina mifikitra tsara amin’ ny halehany, ary izay madio tanana no hitombo hery.
Cross References
Job 22:19Ny marina mahita ka mifaly, Ary ny tsy manan-tsiny mihomehy ireny hoe:
Psalms 37:1Nataon’ i Davida. Aoka tsy hirehitra ny fahatezeranao noho ny amin’ ny mpanao ratsy; Ary aza mialona ny mpanao meloka;
Psalms 73:12Indro, ireny dia olona ratsy fanahy; miadana mandrakariva izy ka mitombo harena.
Habakkuk 1:13Hianao, Izay madio maso ka tsy te-hitsinjo ny ratsy Ary tsy mahajery fahoriana, Nahoana Hianao no mijery izay mamitaka Ary mangìna, raha ny ratsy fanahy mandrapaka ny marina noho izy,
Romans 11:33Endrey ny halalin’ ny haren’ Andriamanitra sy ny fahendreny ary ny fahalalany! ny fitsarany tsy hita lany, ary ny lalany tsy azo fantarina!