Bokin'i Joba 17:9
Fa ny marina mifikitra tsara amin’ ny halehany, ary izay madio tanana no hitombo hery.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
10Avia avokoa indray ary ianareo rehetra tsy mahita izay olon-kendry eo aminareo aho.
Cross References
2 Samuel 3:1Ary naharitra ela ny adin’ ny tamingan’ i Saoly sy ny tamingan’ i Davida, nefa Davida nihahery, fa ny tamingan’ i Saoly kosa nihahosa.
Job 27:5Sanatria raha hanaiky ny anareo ho marina aho! Mandra-pialan’ ny aiko dia tsy hanaiky ny tenako ho manan-tsiny aho.
Job 31:7Raha tàhiny nivily niala tamin’ ny lalana ny diako, na nanaraka ny masoko ny foko, na nisy tsiny niraikitra tamin’ ny tanako:
Psalms 11:3Fa rava ny fanorenana, ka inona indray no azon’ ny marina atao?
Psalms 26:6Manasa ny tanako noho ny fahamarinako aho, ka te-hitoetra eo akaikin’ ny alitaranao, Jehovah ô,
Psalms 84:7Raha mandeha mamaky ny lohasaha Baka izy, Dia ataony misy loharano izany, ary ny loha-orana manarom-pitahiana azy.