Bokin'i Joba 18:16
Maina ny fakany ao ambany, ary tapaka ny rantsany eo ambony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
His roots shall be dried up beneath, and above shall his branch be cut off.
In Context
15Izay tsy taranany no hitoetra ao amin’ ny lainy; Solifara no hafafy amin’ ny fonenany.
17Ny fahatsiarovana azy dia very tsy ho eo amin’ ny tany. Ary tsy malaza eny ivelany izy.
Cross References
Job 8:17Mifelipelika mifaniditra eo amin’ ny korontam-bato ny fakany ary mahazo any anelanelany;
Job 29:19Ny fakako ho azon’ ny rano, ary ny ando hitoetra amin’ ny sampako mandritra ny alina.
Hosea 9:16Voaratra Efraima, maina ny fakany, ka tsy hamoa izy; Eny, na dia miteraka aza izy, dia hovonoiko ny zanany mahafinaritra azy.