The Bible Software
bible.software › Bokin'i Joba › Bokin'i Joba 18 › Bokin'i Joba 18:3

Bokin'i Joba 18:3

Sao ataonareo ho biby anie izahay ka tahaka ny maloto eo imasonareo?

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Wherefore are we counted as beasts, and reputed vile in your sight?

In Context

2Mandra-pahoviana no hamandrika teny ianareo? Mba hendre aloha, dia vao hiteny izahay.

4Ry ilay mamiravira tena amin’ ny fahatezerana, noho ny aminao va no hahatonga ny tany ho lao, ary ny vatolampy hafindra hiala amin’ ny fitoerany?

Read all of Bokin'i Joba 18

Cross References

Job 12:7Kanefa anontanio ange ny biby, fa hampianatra anao izy, ary ny voro-manidina, fa hanambara aminao izy;

Job 17:10Avia avokoa indray ary ianareo rehetra tsy mahita izay olon-kendry eo aminareo aho.

Ecclesiastes 3:18Hoy izaho anakampo: Noho ny amin’ ny zanak’ olombelona izany, mba hizahan’ Andriamanitra toetra azy, ka ho hitany fa raha ny tenany ihany, dia biby izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Joba 18:3

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Joba 18:2Bokin'i Joba 18Bokin'i Joba 18:4 →