Bokin'i Joba 18:5
Tsy izany, fa ho faty ny jiron’ ny ratsy fanahy, ary hilopilopy ny lelafony;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Yea, the light of the wicked shall be put out, and the spark of his fire shall not shine.
In Context
6Ny mazava manjary maizina ao amin’ ny lainy, ary ny jirony eo amboniny dia maty.
Cross References
Job 20:5Dia vetivety foana ny firavoravoan’ ny ratsy fanahy, ary indray mipi-maso monja ny fifalian’ ny mpihatsaravelatsihy?
Proverbs 4:19Ny alehan’ ny ratsy fanahy dia toy ny aizim-pito; Tsy fantany akory izay manafintohina azy.
Proverbs 20:20Izay manozona ny rainy na ny reniny, Dia ho faty ao amin’ ny alim-pito ny jirony.
Proverbs 24:20Fa tsy hisy fanantenana ho an’ ny ratsy; Eny, ho faty ny jiron’ ny ratsy fanahy.