Bokin'i Joba 18:9
Azon’ ny fandrika ny ombelahin-tongony ary voahazon’ ny tadivavarana
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The gin shall take him by the heel, and the robber shall prevail against him.
In Context
10Miafina ao amin’ ny tany ny fandrika haningotra azy sy ny tonta eny an-dalana.
Cross References
Job 1:17Raha mbola niteny izy, dia nisy anankiray koa tonga ka nanao hoe: Ny Kaldeana nanao telo toko, dia niroatany ny rameva ka nobaboiny, ary ny ankizilahy dia nasiany tamin’ ny lelan-tsabatra, ary izaho dia izaho irery ihany no afa-nandositra hilaza aminao.
Psalms 9:16Ny jentilisa efa latsaka tamin’ ny lavaka izay nohadiny, ny fandrika harato izay nafeniny efa nahazo ny tongony,
Isaiah 8:14Dia ho fitoerana masìna ho anareo Izy, Fa ho vato mahatafintohina sy vatolampy mahasolafaka kosa Amin’ ny firenena roa amin’ ny Isiraely, sady ho fandrika sy tonta Amin’ ny mponina any Jerosalema.