Bokin'i Joba 19:13
Ny rahalahiko efa nampanalaviriny ahy; Ary ny olona nahazatra ahy efa nihafahafa tamiko avokoa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He hath put my brethren far from me, and mine acquaintance are verily estranged from me.
In Context
14Efa tsy misy eto intsony ny havako, ary ny sakaizako efa nanadino ahy.
Cross References
Job 6:20Very hevitra ireo, satria samy nanampo; tonga teo izy, kanjo nangaihay.
Job 16:7Fa ankehitriny efa nandreraka ahy Izy; Naringanao ny ankohonako rehetra.
Psalms 31:11Fa lanin’ alahelo ny aiko, sady lanim-pisentoana ny taonako; Tsy manan-kery aho noho ny heloko, ary efa lany ny taolako.
Psalms 38:11Miemponempona ny foko, lany ny heriko, ary ny fahiratan’ ny masoko aza efa nandao ahy.
Psalms 69:8Fa noho ny aminao no itondrako latsa; safotry ny henatra ny tavako.
Psalms 69:20Hianao no mahalala ny latsa mihatra amiko ary ny fahamenarako sy ny fahafaham-boninahitro; Eo anatrehanao ny mpandrafy ahy rehetra.