Bokin'i Joba 19:17
Ny fofonaiko mahaloiloy ny vadiko, ary maharikoriko ny zanak’ ineny aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
My breath is strange to my wife, though I intreated for the children’s sake of mine own body.
In Context
16Antsoiko ny mpanompoko, nefa tsy namaly ahy izy; Mifona aminy amin’ ny vavako aho.
Cross References
Job 17:1Efa ho ritra ny aiko; Efa milopilopy ny androko; Efa miandry ahy ny fasana.