bible.software › Bokin'i Joba › Bokin'i Joba 19 › Bokin'i Joba 19:28
Bokin'i Joba 19:28
Raha hoy ianareo: Andeha hanenjika azy fatratra isika. Fa hita ao anatiny ny fototry ny mahameloka azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But ye should say, Why persecute we him, seeing the root of the matter is found in me?
In Context
27Eny, izaho no hahita Azy, ary ny masoko no hijery, fa tsy olon-kafa. Efa matim-paniriana ny saiko ato anatiko.
29Dia matahora ny sabatra ianareo; Fa ny fahatezerana dia heloka mendrika ny hovalian-tsabatra, mba ho fantatrareo fa misy fitsarana.
Read all of Bokin'i Joba 19
Cross References
Job 19:22Nahoana no manenjika ahy tahaka an’ Andriamanitra koa ianareo ka tsy mety afa-po amin’ ny nofoko?
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Joba 19:28