Bokin'i Joba 19:5
Raha mirehareha amiko kosa ianareo ka mampiaiky ahy ho nanao izay mahamenatra,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
If indeed ye will magnify yourselves against me, and plead against me my reproach:
In Context
4Ary raha diso tokoa aho, dia izaho ihany no andrian’ ny fa hadisoako.
Cross References
1 Samuel 1:6Ary ny rafiny dia nanorisory azy mba hampalahelo azy mafy noho ny nanaovan’ i Jehovah azy momba.
Psalms 35:26Aoka ho menatra sy hangaihay avokoa izay mifaly amin’ ny manjo ahy; aoka hitafy henatra sy fahafaham-baraka izay mirehareha amiko.
Psalms 41:11Fa ianao kosa Jehovah ô, mamindrà fo amiko, ka atsangano aho mba hamaliako azy.
Isaiah 4:1Ary amin’ izany andro izany dia hisy vehivavy fito hihazona lehilahy iray ka hanao hoe: Ny haninay ihany no hohaninay, ary ny lambanay ihany no hotafinay; Fa izao ihany no angatahinay: Aoka hotononina amin’ ny anaranao izahay, Ka afaho tondromaso
Zephaniah 2:10Izany no ho valin’ ny avonavony, Satria nandatsa ny olon’ i Jehovah, Tompon’ ny maro, sy nirehareha taminy izy.
Luke 1:25Izao no nataon’ ny Tompo tamiko tamin’ ny andro izay nitsinjovany hahafa-tondromaso ahy amin’ ny olona.