Bokin'i Joba 20:1
Dia namaly Zofara Namatita ka nanao hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then answered Zophar the Naamathite, and said,
In Context
2Noho izany dia mamaly ahy ny eritreritro, eny, noho ny fihetsiketsiky ny saiko.
Cross References
Job 11:1Dia namaly Zofara Namatita ka nanao hoe: