The Bible Software
bible.software › Bokin'i Joba › Bokin'i Joba 20 › Bokin'i Joba 20:12

Bokin'i Joba 20:12

Na dia mamy ao am-bavany aza ny ratsy, ka afeniny ao ambanin’ ny lelany,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Though wickedness be sweet in his mouth, though he hide it under his tongue;

In Context

11Ny taolany dia feno ny herin’ ny fahatanorana, Nefa hiara-mandry aminy eo amin’ ny vovoka izany.

13Ary tsitsiny ka tsy foiny, fa tehiriziny ao amin’ ny lanilaniny ihany,

Read all of Bokin'i Joba 20

Cross References

Job 15:16Koa mainka fa izay vetaveta sy tena ratsy, dia ny olona izay misotro heloka toa rano!

Psalms 109:17Tia ozona izy, ka nanody azy izany; Tsy tia indrafo izy, ka nanalavitra azy izany.

Proverbs 20:17Mamin’ ny olona ny hanina azo amin’ ny fitaka; Kanjo ho feno fasika ny vavany any am-parany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Joba 20:12

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Joba 20:11Bokin'i Joba 20Bokin'i Joba 20:13 →