Bokin'i Joba 20:13
Ary tsitsiny ka tsy foiny, fa tehiriziny ao amin’ ny lanilaniny ihany,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Though he spare it, and forsake it not; but keep it still within his mouth:
In Context
12Na dia mamy ao am-bavany aza ny ratsy, ka afeniny ao ambanin’ ny lelany,
14Dia miova ny haniny ao an-kibony, ka aferon’ ny vipera no ao anatiny.
Cross References
Numbers 11:18Koa lazao amin’ ny olona hoe: Manamasìna ny tenanareo ho amin’ ny ampitso, dia hihinan-kena ianareo; fa nitomany teo anatrehan’ i Jehovah ianareo ka nanao hoe: Enga anie ka hisy hanome hena hohaninay! fa soa no hitanay tany Egypta; dia homen’ i Jehovah hena ianareo, ka hohaninareo.
Mark 9:43Ary raha ny tananao no manafintohina anao, tapaho izy; fa tsara ho anao ny hiditra kilemaina any amin’ ny fiainana noho ny manana tanana roa, nefa hariana any amin’ ny helo, dia any amin’ ny afo tsy azo vonoina.