Bokin'i Joba 20:24
Raha mandositra ny vy fiadiana izy, dia hahavoa azy miboroaka ny tsipìka varahina;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He shall flee from the iron weapon, and the bow of steel shall strike him through.
In Context
Cross References
2 Samuel 22:35Mampianatra ny tanako hiady Izy, ka mahahenjana tsipìka varahina ny sandriko.
Proverbs 7:23Ambara-piboroaky ny lefom-pohy amin’ ny atiny, Ary tahaka ny vorona mipaoka ny fandrika, Fa tsy fantany hahafaty ny ainy izany.
Jeremiah 48:43Tahotra sy lavaka ary fandrika no mahazo anao, ry mponina any Moaba, hoy Jehovah.
Amos 9:1Nahita ny Tompo nitsangana teo anilan’ ny alitara aho, ka hoy Izy: Asio ny kapitaly hihetsiketsehan’ ny tokonana, ary torotoroy hianjera amin’ ny lohan’ izy rehetra, ka izay sisa aminy dia hovonoiko amin’ ny sabatra; Ary tsy hisy afa-mandositra izy, sady tsy hisy izay sisa ho afaka akory.