Bokin'i Joba 20:27
Hambaran’ ny lanitra ny helony, Ary ny tany hitsangana hiampanga azy,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The heaven shall reveal his iniquity; and the earth shall rise up against him.
In Context
28Ho lasa ny harena tafiditra ao an-tranony; Eny, ho levona izany amin’ ny andro fahatezerany.
Cross References
Job 16:18Ry tany ô, aza manarona ny rako, ary aoka tsy ho voahazona ny fitarainako!
Psalms 44:20Nefa Hianao nanorotoro anay teo amin’ ny fitoeran’ ny amboadia sy nanarona anay tamin’ ny aloky ny fahafatesana.
Jeremiah 29:23noho ny nanaovany izay fady indrindra tao amin’ ny Isiraely sy ny nijangajangany tamin’ ny vadin’ ny namany ary ny nitenenany lainga tamin’ ny anarako, izay tsy nandidiako azy; Izaho no mahalala, ka ho vavolombelona Aho, hoy Jehovah.
Luke 12:2Fa tsy misy nafenina izay tsy haseho, na takona izay tsy ho fantatra.
1 Corinthians 4:5koa amin’ izany aza mitsara na inona na inona alohan’ ny fotoana, dia ny fihavian’ ny Tompo, Izay hampiharihary ny zavatra takona ao amin’ ny maizina ka hampiseho ny fikasan’ ny fo; dia samy hahazo izay derany avy amin’ Andriamanitra izy rehetra.