The Bible Software
bible.software › Bokin'i Joba › Bokin'i Joba 20 › Bokin'i Joba 20:3

Bokin'i Joba 20:3

Reko lalandava ny anatra mampahamenatra ahy; Ary ny fanahiko mamaly ahy avy amin’ ny fahalalako.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

I have heard the check of my reproach, and the spirit of my understanding causeth me to answer.

In Context

2Noho izany dia mamaly ahy ny eritreritro, eny, noho ny fihetsiketsiky ny saiko.

4Tsy fantatrao va fa hatramin’ ny ela, eny, hatrizay nampitoerana ny olona tetỳ ambonin’ ny tany,

Read all of Bokin'i Joba 20

Cross References

Job 19:3Efa im-polo izay no nanaratsianareo ahy; Tsy misoroka izay hampahory ahy ianareo.

Job 20:2Noho izany dia mamaly ahy ny eritreritro, eny, noho ny fihetsiketsiky ny saiko.

Job 33:3Ny hitsim-poko no hiseho amin’ ny teniko; Ary ny fahalalan’ ny molotro no holazaina tsy hasiana fitaka.

Psalms 78:2Hiloa-bava hilaza fanoharana aho; hanonona teny saro-pantarina fony taloha aho.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Joba 20:3

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Joba 20:2Bokin'i Joba 20Bokin'i Joba 20:4 →