Bokin'i Joba 21:23
Maty ny anankiray, raha tsy mbola mihena ny fahatanjahany, sady miadana tokoa ka tsy manana ahiahy;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
One dieth in his full strength, being wholly at ease and quiet.
In Context
22Moa Andriamanitra va no hampianarim-pahalalana, nefa Izy no mitsara ny any an-danitra aza?
24Feno ronono ny fitoeran-drononony, ary vonton-tsoka ny taolany.
Cross References
Psalms 49:17Aza matahotra ianao, raha misy olona tonga manan-karena, ka mitombo ny voninahitry ny tranony;
Luke 12:19Dia hilaza amin’ ny fanahiko hoe aho: Ry fanahy ô, manana fananana be voatahiry ho amin’ ny taona maro ianao; mitsahara, mihinàna, misotroa, mifalia.