Bokin'i Joba 22:19
Ny marina mahita ka mifaly, Ary ny tsy manan-tsiny mihomehy ireny hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The righteous see it, and are glad: and the innocent laugh them to scorn.
In Context
18Kanefa Izy no efa nameno zava-tsoa ny tranony ho lavitra ahy anie ny fisainan’ ny ratsy fanahy!
20Marina tokoa fa efa rava ny fahavalontsika, ary ny hareny betsaka efa levon’ ny afo.
Cross References
Job 9:23Raha misy loza mahafaty tampoka, dia mihomehy ny fizahan-toetra ny marina Izy.
Psalms 52:6Ny teny mandripaka rehetra no tianao, ry lela mamitaka.
Psalms 97:8Ziona mandre ka faly; Ary ravoravo ny zanakavavin’ i Joda Noho ny fitsaranao, Jehovah ô.
Proverbs 11:10Raha miadana ny marina, dia ravoravo ny tanàna; Fa raha ringana ny ratsy fanahy, dia velona ny hoby.
Revelation 19:1Rehefa afaka izany, dia nahare hoatra ny feon’ ny vahoaka betsaka tany an-danitra aho nanao hoe: Haleloia! Ny famonjena sy ny voninahitra ary ny hery dia an’ Andriamanitsika;