Bokin'i Joba 22:8
Fa ny olona sandriana ihany no nanana ny tany; Ary ny manan-kaja ihany no nitoetra teo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But as for the mighty man, he had the earth; and the honourable man dwelt in it.
In Context
7Tsy nanome rano hosotroin’ ny mangetaheta ianao sady tsy nahafoy hanina ho an’ ny noana.
9Efa nampialainao maina ny mpitondratena. Ary tapahina ny sandrin’ ny kamboty.
Cross References
Job 13:8Hiangatra ho Azy va ianareo? Handaha-teny ho an’ Andriamanitra va ianareo
Job 31:34Satria nampihorohoro ny foko ny vahoaka maro be, ary natahotra aho, fandrao hamavoin’ ny fokon’ olona, ka dia namitsaka, fa tsy sahy nivoaka ny varavarana
Isaiah 3:3Ny mpifehy ny dimam-polo sy ny manan-kaja, Ny mpanolo-tsaina sy ny mahay zavatra Ary ny mahay ny fiboeriboeriky ny mpanao ody.
Micah 7:3Vonona hanao ratsy ny tànany; Mila ny mpanapaka, Azon-kolikoly ny mpitsara, Ary ny lehibe milaza ny fitsiriritan’ ny fanahiny, Koa izany no entiny mandrarirary azy.