The Bible Software
bible.software › Bokin'i Joba › Bokin'i Joba 23 › Bokin'i Joba 23:2

Bokin'i Joba 23:2

Mbola atao ho fikomianao ihany ny fitarainako; Ny tanana mamely ahy dia mitambesatra amin’ ny fisentoako.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Even to day is my complaint bitter: my stroke is heavier than my groaning.

In Context

1Dia namaly Joba ka nanao hoe:

3Enga anie ka ho fantatro izay hahitako Azy ka ho tonga any amin’ ny fitoerany aza!

Read all of Bokin'i Joba 23

Cross References

Job 7:11Ary izaho dia tsy hamehy vava, Fa hiteny noho ny fahorian’ ny fanahiko sy hitaraina noho ny fangidian’ ny aiko.

Job 11:6Dia hasehony aminao ny fahendrena miafina, fa tsy hita lany izany, ka dia ho fantatrao fa tsy dia novalian’ Andriamanitra avokoa ny helokao.

Psalms 77:2Ny feoko dia mankany amin’ Andriamanitra, ka mitaraina aho; eny, ny feoko mankany amin’ Andriamanitra, ka mihaino ahy Izy.

Lamentations 3:28Aoka hanjokaiky irery izy ka hangina, raha ampitondraina izany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Joba 23:2

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Joba 23:1Bokin'i Joba 23Bokin'i Joba 23:3 →