Bokin'i Joba 23:5
Ary hahalala izay teny havaliny ahy aho sy hamantatra izay holazainy amiko.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I would know the words which he would answer me, and understand what he would say unto me.
In Context
4Dia handahatra ny teniko eo anatrehany aho. Ka hofenoiko ny teny alahatro ny vavako;
6Hery lehibe va no handaharany teny amiko? Tsia, fa Izy indrindra no hihaino ahy
Cross References
Job 10:2Hanao amin’ Andriamanitra hoe aho: Aza manameloka ahy; Mba ampahalalao izay anton’ ny iadianao amiko aho.
Job 42:2Fantatro fa hainao avokoa ny zavatra rehetra, ary tsy azo ferana ny fisainanao.