Bokin'i Joba 23:6
Hery lehibe va no handaharany teny amiko? Tsia, fa Izy indrindra no hihaino ahy
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Will he plead against me with his great power? No; but he would put strength in me.
In Context
5Ary hahalala izay teny havaliny ahy aho sy hamantatra izay holazainy amiko.
Cross References
Job 9:4Hendry am-po Izy sady matanjaka amin’ ny hery; iza no nikiry nanohitra Azy ka tsy naninona?
Job 9:33Tsy misy mpanelanelana anay Hametraka ny tànany aminay roa tonta.
Psalms 138:3Tamin’ ny andro nitarainako dia namaly ahy Hianao; Nomenao fahasahiana aho ka nisy hery ny fanahiko.
Isaiah 27:8Tamin’ ny nandroahany azy dia voafetra no niadiany taminy; Nokororohiny tamin’ ny rivony mahery izy tamin’ ny andron’ ny rivotra avy any atsinanana.
Ezekiel 20:35Dia ho entiko ho any an-efitry ny firenena ianareo, ary any no hifandaharako mifanatrika aminareo.