Bokin'i Joba 24:11
Manao diloilo eo anatin’ ny tambohon’ ny mpampahory azy izy; Ary manosihosy ny famiazam-boaloboka izy, nefa mangetaheta ihany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Which make oil within their walls, and tread their winepresses, and suffer thirst.
In Context
Cross References
Jeremiah 22:13Lozan’ izay manorina ny tranony amin’ ny tsy rariny sy ny ati-tranony ambony amin’ ny fitaka ka mampiasa maina ny namany, fa tsy mandoa ny karamany,