Bokin'i Joba 25:5
Indro, ny volana aza tsy mangarangarana, ary ny kintana aza tsy madio eo imasony;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Behold even to the moon, and it shineth not; yea, the stars are not pure in his sight.
In Context
6Koa mainka fa ny olombelona, izay kankana, ary ny zanak’ olombelona, izay olitra.
Cross References
Job 4:18Indro, tsy matoky ireo mpanompony aza Izy, eny, ny anjeliny aza ataony ho tsy tonga ohatra.
Job 14:1Ny olona tera-behivavy dia vitsy andro sady vontom-pahoriana.
Job 31:26Raha tàhiny aho nijery ny masoandro, raha namirapiratra izy, na ny volana, raha nandeha tamin’ ny fangarangarany izy,
Isaiah 60:19Tsy ny masoandro intsony no ho fanazavana anao nony andro; ary tsy ny fangarangaran’ ny volana no hanazava anao; fa Jehovah no ho fanazavana anao mandrakizay, ary Andriamanitrao no ho voninahitrao.