Bokin'i Joba 27:1
Dia mbola nandroso nanao oha-teny ihany Joba ka nanao hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Moreover Job continued his parable, and said,
In Context
Cross References
Numbers 24:3Dia nanao oha-teny izy ka nilaza hoe: Hoy Balama, zanak’ i Beora, dia ny lehilahy izay voakimpy ny masony
Job 29:1Dia mbola nandroso nanao oha-teny ihany Joba ka nanao hoe:
Psalms 78:2Hiloa-bava hilaza fanoharana aho; hanonona teny saro-pantarina fony taloha aho.