Bokin'i Joba 27:3
Fa mbola ato anatiko ihany ny aiko, ary eo am-bavoroko ny Fanahin’ Andriamanitra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
All the while my breath is in me, and the spirit of God is in my nostrils;
In Context
4Dia tsy hanao teny tsy marina ny molotro, ary tsy hanonom-pitaka ny lelako.
Cross References
Job 32:8Kanefa ny fanahy izay ao anatin’ ny zanak’ olombelona sy ny fofonoin’ ny Tsitoha no mahahendry azy.
Isaiah 2:22Mitsahara, fa aza mitoky amin’ ny olona; Fa fofonaina foana no eo am-bavorony, Ka hatao zinona izy?