The Bible Software
bible.software › Bokin'i Joba › Bokin'i Joba 28 › Bokin'i Joba 28:10

Bokin'i Joba 28:10

Ny vatolampy tatahany hatao lalan-drano, ary izay zava-tsoa rehetra dia hitan’ ny masony avokoa.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

He cutteth out rivers among the rocks; and his eye seeth every precious thing.

In Context

9Maninjitra ny tànany amin’ ny vatokaranana ireo ary mamadika ny tendrombohitra hatramin’ ny fotony;

11Tampenany ny lalan-drano mba tsy hisy mitete. Ary izay zava-miafina dia avoakany ho amin’ ny mazava.

Read all of Bokin'i Joba 28

Cross References

Proverbs 14:23Ny fisasarana rehetra misy valiny avokoa; Fa ny molotra mibedibedy foana tsy mba ahazoana na inona na inona.

Habakkuk 3:9Nalan-tsarona ny tsipìkanao; Efa nianianana ny fikapohan’ ny teny. [Sela.] Namakivaky ny tany Hianao mba hisy ony.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Joba 28:10

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Joba 28:9Bokin'i Joba 28Bokin'i Joba 28:11 →