Bokin'i Joba 28:11
Tampenany ny lalan-drano mba tsy hisy mitete. Ary izay zava-miafina dia avoakany ho amin’ ny mazava.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He bindeth the floods from overflowing; and the thing that is hid bringeth he forth to light.
In Context
10Ny vatolampy tatahany hatao lalan-drano, ary izay zava-tsoa rehetra dia hitan’ ny masony avokoa.
12Fa aiza kosa no hahitana ny fahendrena? ary aiza no fitoeran’ ny fahalalana?
Cross References
Isaiah 37:25Izaho no nihady ka nisotro rano, Ary ny faladiako no handritako ny lahin-drano rehetra any Egypta.
Isaiah 45:2Handroso eo alohanao Aho ary handravona ny mikitoantoana sy hanorotoro ny varavarana varahina ary hanapatapaka ny hidy vy;