Bokin'i Joba 28:2
Ny vy dia alaina avy amin’ ny tany, ary ny varahina arendrika avy amin’ ny vato.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Iron is taken out of the earth, and brass is molten out of the stone.
In Context
1Fa misy tany fihadiana volafotsy, ary misy tany fahazoana volamena, izay diovina.
Cross References
Genesis 4:22Ary Zila kosa niteraka an’ i Tobala-kaina, mpanefy fiasana maranitra, na varahina na vy; ary ny anabavin’ i Tobala-kaina dia Nama.
Deuteronomy 8:9tany izay hihinananao hanina amin’ ny fanaranam-po, sady tsy hanan-java-mahory akory eo ianao, tany misy vy ny vato ao aminy, ary ao amin’ ny tendrombohiny no hihadianao varahina.