Bokin'i Joba 28:20
Dia avy aiza ary ny fahendrena? Ary aiza no fitoeran’ ny fahalalana?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Whence then cometh wisdom? and where is the place of understanding?
In Context
21Miafina amin’ ny mason’ ny velona rehetra izany ary takona amin’ ny voro-manidina.
Cross References
Job 28:23Andriamanitra ihany no mahalala ny lalana ho any aminy, ary Izy no mahafantatra ny itoerany;
Proverbs 2:6Fa Jehovah no manome fahendrena; Avy amin’ ny vavany no ihavian’ ny fahalalana sy ny fahazavan-tsaina.
1 Corinthians 2:6Anefa milaza fahendrena amin’ ny efa matanjaka izahay, fa tsy ny fahendren’ izao tontolo izao, na ny an’ ny mpanapaka izao tontolo izao, izay olona mihalevona;
James 1:17Ny fanomezan-tsoa rehetra sy ny fanomezana tanteraka rehetra dia avy any ambony ka midìna avy amin’ ny Rain’ ny fanazavana, Izay tsy misy fiovaovana na aloka avy amin’ ny fihodinana.